Direction Générale des Impôts - MADAGASCAR
Ny rariny,ny tsy fiangarana,ny soatoavina mikasika ny mpiasa,ny fitovian'ny olom-pirenena,ny kalitaon'ny fandraisana,Ny tsy fitanilana sy fangaraharana, Ny fahaiza-manao, Ny fahombiazana, Ny fanajana (ny ambaratongam-pahefana), Ny maha-izy ny tena sy ho tompon-draharaha amin'izay atao, Fiarahana miasa, mahatsiaro tena ho vondrona iray, Fivelaran'ny maha-izy ny isam-batan'olona.
Fidirana
Serasera
Fanontaniana/Valiny
Fifandraisana
 
 
Tonga soa ato amin'ny tranokalantsika
Isan'ny fitsidihana :

Fampahafantarana ny DGI
 vakio ny tohiny ...


Alakamisy, 23 febroary 2012


Tale Jeneralin'ny Hetra

Ny tenin'Atoa Tale Jeneraly

Ho famatsiana ny asam-bahoaka sy programam-pandrosoana sasany, dia ilaina ny fandraisan'anajaran'ny tsirairay amin'ny alalan'ny fanefana ny hetra. Mba ho fitarihana anao ao anatin'izany asa tsara izany dia aseho anao ny ventin'ny endri-ketra malagasy avondrona ao anatin'izao tranonkala izao.

 

Google
 
Web www.impots.mg
 

Hamantatra sy te hahalala ny hetran'olon-tsotra.

 

Fidirana @ mailaka

Tsindrio ny sary



Hamantatra sy te hahalala ny hetran'ny orinasa.

 

 

Karohy


Hamantatra sy te hahalala ny hetran'ny mpiasa.

Fanazavana
Taratasy fameno
Fandratoana
Rohy
 



Ivotoeram-pifanakalozan'ny mpiasan'ny DGI.

 



Ivotoeram-pifampizarana amin'ny mpianatra.

 

miverina ambony 

Rohy mankany amin'ny MAP

DGI ao amin'ny Map

p
Foibem-pitondrana ankapobeny momba ny hetra -Tranoben'ny vola sy ny teti-bola
Antaninarenina - Antananarivo(101)-BP 863 - Antso an-taroby : 22 335 50/22 287 08 - Mailaka:dgimpots@iris.mg
Fidirana |Fampahafantarana | Vaovao | Rijan-teny |Fanontaniana/valiny |Fifandraisana | Torolalana  | Birao | Famerenana   © 2008 dgi