VAOVAO FARANY
Tale Jeneralin'ny Hetra
Ny tenin'Atoa Tale Jeneraly
Ho famatsiana ny asam-bahoaka sy programam-pandrosoana sasany, dia ilaina ny fandraisan'anajaran'ny tsirairay amin'ny alalan'ny fanefana ny hetra. Mba ho fitarihana anao ao anatin'izany asa tsara izany dia aseho anao ny ventin'ny endri-ketra malagasy avondrona ao anatin'izao tranonkala izao.
Hamantatra sy te hahalala ny hetran'olon-tsotra.
Fidirana @ mailaka Tsindrio ny sary
Hamantatra sy te hahalala ny hetran'ny orinasa.
Hamantatra sy te hahalala ny hetran'ny mpiasa.
Ivotoeram-pifanakalozan'ny mpiasan'ny DGI.
Ivotoeram-pifampizarana amin'ny mpianatra.
miverina ambony
Rohy mankany amin'ny MAP
DGI ao amin'ny Map